BABYLONA : IO AMBANY IO NY RENIN 'NY MPIJANGAJANGA , MANARAKA AZY IREO AMBANY IREO NY ZANANY
APOKALYPSY 18:4
Ary ravehivavy dia mitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vatosoa ary perla sady nitana kapoaka volamena an-tànany, feno zava-betaveta dia ny zava maloto momban ny fijangajangany
APOKALYPSY 17:4
Ary nisy anarana voasoratra teo amin ny handriny nanao hoe: ZAVA-MIAFINA , BABYLONA LEHIBE, RENIN 'NY MPIJANGAJANGA SY NY ZAVA-BETAVETA, AMIN 'NY TANY
APOKALYPSY 17:5
ETSY AMBONY NY RENIN' MPIJANGAJANGA , IRETO KOSA NY ZANANY
Koa mivoaha eo aminy hianreo , ka misaraha aminy, hoy Jehovah
Ary aza manendry zavatra tsy madio, Ary izaho dia handray anareo
1KORINTIANA 6:17
Mialà , mialà hianareo, mivoaha,
Aza mikasika izay maloto,
Mivoaha avy eo aminy;
madiova, hianareo izay mtondra ny fanak i Jehovah
ISAIA 52:11
Mandosira hiala an 'i Babylona hianareo
Ary samia mamonjy ny ainareo avy,
Aoka tsy ho voaringana noho ny fahotany hianareo
Fa izao no andro famalian 'i Jehovah ,
Izy no hamaly azy
JEREMIA 51:6
Mivoaha avy ao afovoany hianareo ry oloko ,
Ary samia mamonjy ny ainareo avy hianareo
Mba tsy ho azon 'ny firehetan'ny fahatezeran i Jehovah
JEREMIA 51:45
"car la prédication de la croix st une folie pour ceux qui périssent ; mais pour nous qui sommes sauvés, elle est une puissance de Dieu " 1 CORINTHIENS 1:18
Un blasphémateur: Le pape François déclare que Jésus-Christ a échoué à la croix.. C'est une abomination
"Sortez du milieu d'eux ,
Et séparez-vous , dit le Seigneur
Ne touchez pas à ce qui est impur , Et je vous accueillerai "
2 CORINTHIENS 6:17
SORTEZ DU CATHOLICISME, C'EST DIABOLIQUE
Pope calls for one world religion